plt_tn/jer/49/09.md

12 lines
322 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.
# Raha tonga aminao ny mpioty voaloboka
"Ireo mpioty voaloboka dia mamela voany foana."
# Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra
"Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra dia azo antoka fa hangalatra araka'izay vitany izy ireo.