# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh. # Raha tonga aminao ny mpioty voaloboka "Ireo mpioty voaloboka dia mamela voany foana." # Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra "Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra dia azo antoka fa hangalatra araka'izay vitany izy ireo.