plt_tn/jer/49/09.md

322 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka izay hitranga amin'i Edoma Yaveh.

Raha tonga aminao ny mpioty voaloboka

"Ireo mpioty voaloboka dia mamela voany foana."

Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra

"Raha tonga amin'ny alina ny mpangalatra dia azo antoka fa hangalatra araka'izay vitany izy ireo.