plt_tn/jer/48/01.md

28 lines
688 B
Markdown

# Nebo
Io no anaran'ny iray amin'ireo tendrombohitra ao Moaba.
# Kiriataima
Anaran-tanàna iray ao Moaba.
# Nosamborina i Kiriataima ary nalaim-baraka
"Nosamborin'ny fahavalo ny tanàna an'i Kiriataima ary tsy afaka nireharehan'izany intsony ny mponina tao aminy."
# Tsy misy intsony ny voninahitr'i Moaba
Izany dia midika fa ilay haja izay nankafizin'i Moaba fahiny dia ho lasa.
# Hesbona
Io no anaran'ily tanànan'ny mpanjaka an'ny mpanjakan'ireo Amorita.
# Ho faty ihany koa i Madmena
"Madmena" dia renivohitr'i Moaba. "ho potehan'ny fahavalon'izy ireo ny tanànan'i Madmena"
# hanenjika anareo avy ao aoriana ny sabatra.'
Midika izany fa hisy tafika hanafika an'i Moaba.