plt_tn/jer/48/01.md

688 B

Nebo

Io no anaran'ny iray amin'ireo tendrombohitra ao Moaba.

Kiriataima

Anaran-tanàna iray ao Moaba.

Nosamborina i Kiriataima ary nalaim-baraka

"Nosamborin'ny fahavalo ny tanàna an'i Kiriataima ary tsy afaka nireharehan'izany intsony ny mponina tao aminy."

Tsy misy intsony ny voninahitr'i Moaba

Izany dia midika fa ilay haja izay nankafizin'i Moaba fahiny dia ho lasa.

Hesbona

Io no anaran'ily tanànan'ny mpanjaka an'ny mpanjakan'ireo Amorita.

Ho faty ihany koa i Madmena

"Madmena" dia renivohitr'i Moaba. "ho potehan'ny fahavalon'izy ireo ny tanànan'i Madmena"

hanenjika anareo avy ao aoriana ny sabatra.'

Midika izany fa hisy tafika hanafika an'i Moaba.