# Nebo Io no anaran'ny iray amin'ireo tendrombohitra ao Moaba. # Kiriataima Anaran-tanàna iray ao Moaba. # Nosamborina i Kiriataima ary nalaim-baraka "Nosamborin'ny fahavalo ny tanàna an'i Kiriataima ary tsy afaka nireharehan'izany intsony ny mponina tao aminy." # Tsy misy intsony ny voninahitr'i Moaba Izany dia midika fa ilay haja izay nankafizin'i Moaba fahiny dia ho lasa. # Hesbona Io no anaran'ily tanànan'ny mpanjaka an'ny mpanjakan'ireo Amorita. # Ho faty ihany koa i Madmena "Madmena" dia renivohitr'i Moaba. "ho potehan'ny fahavalon'izy ireo ny tanànan'i Madmena" # hanenjika anareo avy ao aoriana ny sabatra.' Midika izany fa hisy tafika hanafika an'i Moaba.