plt_tn/jer/45/01.md

24 lines
396 B
Markdown

# Baroka ... Neria
Ireo dia anaran-dehilahy.
# notononin'i Jeremia
Nosoratan'i Baroka izay zavatra nolazain'i Jeremia.
# tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima
"nandritra ny efa-taona nanjakan'i Joiakima"
# hoy izy hoe
"hoy i Jeremia tamin'i Baroka"
# ampian'i Yaveh fahoriana ny fanaintainako
"niteraka fanaintainana lehibe"
# Nandreraka ahy ny sentoko
"reraka ny mitomany aho"