# Baroka ... Neria Ireo dia anaran-dehilahy. # notononin'i Jeremia Nosoratan'i Baroka izay zavatra nolazain'i Jeremia. # tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima "nandritra ny efa-taona nanjakan'i Joiakima" # hoy izy hoe "hoy i Jeremia tamin'i Baroka" # ampian'i Yaveh fahoriana ny fanaintainako "niteraka fanaintainana lehibe" # Nandreraka ahy ny sentoko "reraka ny mitomany aho"