plt_tn/jer/45/01.md

396 B

Baroka ... Neria

Ireo dia anaran-dehilahy.

notononin'i Jeremia

Nosoratan'i Baroka izay zavatra nolazain'i Jeremia.

tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima

"nandritra ny efa-taona nanjakan'i Joiakima"

hoy izy hoe

"hoy i Jeremia tamin'i Baroka"

ampian'i Yaveh fahoriana ny fanaintainako

"niteraka fanaintainana lehibe"

Nandreraka ahy ny sentoko

"reraka ny mitomany aho"