|
# sabatra, mosary, ary aretin-mandringana
|
|
|
|
Ny teny "sabatra" no nampiasaina teto hiantsoina ny ady.
|
|
|
|
# tafatsoaka na ho velona
|
|
|
|
Ireo teny roa ireo dia manondro olona mitovy ihany. Ny olona mpitsao-ponenana izay tafatsoaka teny an-tanan'izay mifofo ny ainy na nanao azy ho babo
|