plt_tn/jer/44/13.md

277 B

sabatra, mosary, ary aretin-mandringana

Ny teny "sabatra" no nampiasaina teto hiantsoina ny ady.

tafatsoaka na ho velona

Ireo teny roa ireo dia manondro olona mitovy ihany. Ny olona mpitsao-ponenana izay tafatsoaka teny an-tanan'izay mifofo ny ainy na nanao azy ho babo