# sabatra, mosary, ary aretin-mandringana Ny teny "sabatra" no nampiasaina teto hiantsoina ny ady. # tafatsoaka na ho velona Ireo teny roa ireo dia manondro olona mitovy ihany. Ny olona mpitsao-ponenana izay tafatsoaka teny an-tanan'izay mifofo ny ainy na nanao azy ho babo