plt_tn/jer/44/04.md

636 B

nirahiko matetika

Nirahan'i Yaveh.

niraraka ny fahavinirako sy ny fahatezerako

Io dia mamaritra ny sazin'Andriamanitra toy ny zavatra fasina rano ka miraraka eo amin'ireo izay nampatezitra Azy rehefa manomboka ny fanasaziany izy. DH: "Nararako ny fahavinirako sy ny fahatezerako."

ny fahavinirako sy ny fahatezerako

Ny teny "fahavinirako" sy "fahatezerako" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny haben'ny hatezerany. DH: "ny fahatezerako mafy"

nanjary faharavana sy fahapotehana

Ny teny "faharavana" sy "fahapotehana" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny faharavana tanteraka nisy teo amin'i Joda sy Jerosalema."