plt_tn/jer/44/04.md

16 lines
636 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nirahiko matetika
Nirahan'i Yaveh.
# niraraka ny fahavinirako sy ny fahatezerako
Io dia mamaritra ny sazin'Andriamanitra toy ny zavatra fasina rano ka miraraka eo amin'ireo izay nampatezitra Azy rehefa manomboka ny fanasaziany izy. DH: "Nararako ny fahavinirako sy ny fahatezerako."
# ny fahavinirako sy ny fahatezerako
Ny teny "fahavinirako" sy "fahatezerako" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny haben'ny hatezerany. DH: "ny fahatezerako mafy"
# nanjary faharavana sy fahapotehana
Ny teny "faharavana" sy "fahapotehana" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny faharavana tanteraka nisy teo amin'i Joda sy Jerosalema."