# nirahiko matetika Nirahan'i Yaveh. # niraraka ny fahavinirako sy ny fahatezerako Io dia mamaritra ny sazin'Andriamanitra toy ny zavatra fasina rano ka miraraka eo amin'ireo izay nampatezitra Azy rehefa manomboka ny fanasaziany izy. DH: "Nararako ny fahavinirako sy ny fahatezerako." # ny fahavinirako sy ny fahatezerako Ny teny "fahavinirako" sy "fahatezerako" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny haben'ny hatezerany. DH: "ny fahatezerako mafy" # nanjary faharavana sy fahapotehana Ny teny "faharavana" sy "fahapotehana" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny faharavana tanteraka nisy teo amin'i Joda sy Jerosalema."