plt_tn/jer/41/15.md

464 B

Ismaela ... Netania ... Gedalia ... Ahikama

Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:1.

Johanana ... Karea

Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:11.

izay navotana tamin'i Isimaela

"navotany sy ny tafiny tamin'i Ismaela"

Izany dia taorian'ny namonoan'Isimaela an'i Gedalia zanak'i Ahikama

Najanon'ny mpamorona ilay tantara mba hanondroana tranga nisy teo aloha mba hanamora ny fahazoana ny fandehan'ny tantara.