# Ismaela ... Netania ... Gedalia ... Ahikama Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:1. # Johanana ... Karea Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:11. # izay navotana tamin'i Isimaela "navotany sy ny tafiny tamin'i Ismaela" # Izany dia taorian'ny namonoan'Isimaela an'i Gedalia zanak'i Ahikama Najanon'ny mpamorona ilay tantara mba hanondroana tranga nisy teo aloha mba hanamora ny fahazoana ny fandehan'ny tantara.