plt_tn/jer/41/15.md

16 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ismaela ... Netania ... Gedalia ... Ahikama
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:1.
# Johanana ... Karea
Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 41:11.
# izay navotana tamin'i Isimaela
"navotany sy ny tafiny tamin'i Ismaela"
# Izany dia taorian'ny namonoan'Isimaela an'i Gedalia zanak'i Ahikama
Najanon'ny mpamorona ilay tantara mba hanondroana tranga nisy teo aloha mba hanamora ny fahazoana ny fandehan'ny tantara.