plt_tn/jer/40/07.md

327 B

Ary

Io dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

ireo izay tsy natao sesitany tany Babylona

"ireo izay tsy nalefan'ireo miaramila fahavalo tany fahavalo"

Ismaela ... ary Jazania

Ireo dia anaran-dehilahy ao amin'ny 40:8.

zanaka lahin'ilay Makatita

Io dia manondro ny olona avy any amin'ny faritr'i Maka.