plt_tn/jer/40/07.md

16 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Io dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
# ireo izay tsy natao sesitany tany Babylona
"ireo izay tsy nalefan'ireo miaramila fahavalo tany fahavalo"
# Ismaela ... ary Jazania
Ireo dia anaran-dehilahy ao amin'ny 40:8.
# zanaka lahin'ilay Makatita
Io dia manondro ny olona avy any amin'ny faritr'i Maka.