# Ary Io dia manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # ireo izay tsy natao sesitany tany Babylona "ireo izay tsy nalefan'ireo miaramila fahavalo tany fahavalo" # Ismaela ... ary Jazania Ireo dia anaran-dehilahy ao amin'ny 40:8. # zanaka lahin'ilay Makatita Io dia manondro ny olona avy any amin'ny faritr'i Maka.