plt_tn/jer/37/11.md

675 B

Ka tamin'ny

Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamariana fiandohana fizarana vaovao eo amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

ny ampahany amin'ilay tany

"ny sasany tamin'ilay tany"

teo amin'ny vahoakany

"teo amin'ireo havany." Jeremia dia avy any amin'ny tanànan'i Anatota any amin'ny tanin'i Benjamina

Vavahadin'i Benjamina

Izany no anaran'ilay vavahady.

Jiria

Izany no anaran'ilay olona.

Selemia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.

Hanania

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1.

Mandositra ireo Kaldeana ianao

"Mitsoaka ireo Kaldeana ianao"