# Ka tamin'ny Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamariana fiandohana fizarana vaovao eo amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto. # ny ampahany amin'ilay tany "ny sasany tamin'ilay tany" # teo amin'ny vahoakany "teo amin'ireo havany." Jeremia dia avy any amin'ny tanĂ nan'i Anatota any amin'ny tanin'i Benjamina # Vavahadin'i Benjamina Izany no anaran'ilay vavahady. # Jiria Izany no anaran'ilay olona. # Selemia Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13. # Hanania Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1. # Mandositra ireo Kaldeana ianao "Mitsoaka ireo Kaldeana ianao"