plt_tn/jer/37/11.md

32 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ka tamin'ny
Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamariana fiandohana fizarana vaovao eo amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.
# ny ampahany amin'ilay tany
"ny sasany tamin'ilay tany"
# teo amin'ny vahoakany
"teo amin'ireo havany." Jeremia dia avy any amin'ny tanànan'i Anatota any amin'ny tanin'i Benjamina
# Vavahadin'i Benjamina
Izany no anaran'ilay vavahady.
# Jiria
Izany no anaran'ilay olona.
# Selemia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13.
# Hanania
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1.
# Mandositra ireo Kaldeana ianao
"Mitsoaka ireo Kaldeana ianao"