plt_tn/jer/31/15.md

12 lines
340 B
Markdown

# Nisy feo re tany Rama
DH: "Nandre feo aho tany Rama"
# Rahely mitomany ireo zanany izany
Eto "Rahely" dia manondro ireo vehivavin'Israely izay nitomany ny zanak'izy ireo.
# Nandà tsy ampiononina ny amin'izy ireo izy, satria efa tsy miaina intsony izy ireo
DH: "Tsy namenla an'iza na iza ampionona azy izy satria efa maty ny zanany"