# Nisy feo re tany Rama DH: "Nandre feo aho tany Rama" # Rahely mitomany ireo zanany izany Eto "Rahely" dia manondro ireo vehivavin'Israely izay nitomany ny zanak'izy ireo. # Nandà tsy ampiononina ny amin'izy ireo izy, satria efa tsy miaina intsony izy ireo DH: "Tsy namenla an'iza na iza ampionona azy izy satria efa maty ny zanany"