plt_tn/jer/31/15.md

340 B

Nisy feo re tany Rama

DH: "Nandre feo aho tany Rama"

Rahely mitomany ireo zanany izany

Eto "Rahely" dia manondro ireo vehivavin'Israely izay nitomany ny zanak'izy ireo.

Nandà tsy ampiononina ny amin'izy ireo izy, satria efa tsy miaina intsony izy ireo

DH: "Tsy namenla an'iza na iza ampionona azy izy satria efa maty ny zanany"