plt_tn/jer/30/01.md

472 B

Soraty anaty horonan-taratasy ho anao ny teny rehetra izay nambarako taminao tao amin'ny horonan-taratasy

"Soraty anaty horonan-taratasy izay noresahiko anao"

Fa indro

"Fa henoy tsara." Io andian-teny io dia misarika ny olona hifantoka amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

hamerenako ny haren'ny oloko, dia Israely sy Joda

"ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"