plt_tn/jer/30/01.md

16 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Soraty anaty horonan-taratasy ho anao ny teny rehetra izay nambarako taminao tao amin'ny horonan-taratasy
"Soraty anaty horonan-taratasy izay noresahiko anao"
# Fa indro
"Fa henoy tsara." Io andian-teny io dia misarika ny olona hifantoka amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# hamerenako ny haren'ny oloko, dia Israely sy Joda
"ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"