# Soraty anaty horonan-taratasy ho anao ny teny rehetra izay nambarako taminao tao amin'ny horonan-taratasy "Soraty anaty horonan-taratasy izay noresahiko anao" # Fa indro "Fa henoy tsara." Io andian-teny io dia misarika ny olona hifantoka amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # hamerenako ny haren'ny oloko, dia Israely sy Joda "ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"