plt_tn/jer/27/09.md

24 lines
574 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh
# ireo mpilaza ny ho avy
Ny mpilaza ny ho avy dia olona izay mamantatra ny ho avy.
# Fa ireo firenena izay mametraka ny hatony ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjaka
DH: "Fa ny firenena izay manompo ny mpanjaka"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# hamboly
Io dia midika fa manomana sy ampiasa ny tany mba hamokarana sakafo
# hanorina ny tranon'izy ireo eo amin'izany
DH: "hanao an'i Babylona ho tranon'izy ireo"