# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh # ireo mpilaza ny ho avy Ny mpilaza ny ho avy dia olona izay mamantatra ny ho avy. # Fa ireo firenena izay mametraka ny hatony ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjaka DH: "Fa ny firenena izay manompo ny mpanjaka" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # hamboly Io dia midika fa manomana sy ampiasa ny tany mba hamokarana sakafo # hanorina ny tranon'izy ireo eo amin'izany DH: "hanao an'i Babylona ho tranon'izy ireo"