plt_tn/jer/27/09.md

574 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh

ireo mpilaza ny ho avy

Ny mpilaza ny ho avy dia olona izay mamantatra ny ho avy.

Fa ireo firenena izay mametraka ny hatony ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjaka

DH: "Fa ny firenena izay manompo ny mpanjaka"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

hamboly

Io dia midika fa manomana sy ampiasa ny tany mba hamokarana sakafo

hanorina ny tranon'izy ireo eo amin'izany

DH: "hanao an'i Babylona ho tranon'izy ireo"