plt_tn/jer/26/22.md

413 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Maty tamin'ny fahafatesan'ny mpaminany tany Jerosalema i Oria.

ny fatiny

"Ny vata mangatsiakany"

ny tanan'i Ahikama

Nanohana an'i Jeremia i Ahikama ary niaro azy.

Elnatana zanaka lahin'i Akbora ... Ahikama zanaka lahin'i Safana

Ireo dia anaran-dehilahy.

ka tsy natolotra teo ampelan-tanan'ny vahoaka mba ho vonoina izy

"ka tsy afaka ny namono azy ny olona"