# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Maty tamin'ny fahafatesan'ny mpaminany tany Jerosalema i Oria. # ny fatiny "Ny vata mangatsiakany" # ny tanan'i Ahikama Nanohana an'i Jeremia i Ahikama ary niaro azy. # Elnatana zanaka lahin'i Akbora ... Ahikama zanaka lahin'i Safana Ireo dia anaran-dehilahy. # ka tsy natolotra teo ampelan-tanan'ny vahoaka mba ho vonoina izy "ka tsy afaka ny namono azy ny olona"