plt_tn/jer/26/22.md

20 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Maty tamin'ny fahafatesan'ny mpaminany tany Jerosalema i Oria.
# ny fatiny
"Ny vata mangatsiakany"
# ny tanan'i Ahikama
Nanohana an'i Jeremia i Ahikama ary niaro azy.
# Elnatana zanaka lahin'i Akbora ... Ahikama zanaka lahin'i Safana
Ireo dia anaran-dehilahy.
# ka tsy natolotra teo ampelan-tanan'ny vahoaka mba ho vonoina izy
"ka tsy afaka ny namono azy ny olona"