plt_tn/jer/15/17.md

451 B

Tsy nipetraka teo amin'ny faribolana

DH: "tsy nandany fotoana niaraka tamin'i"

Nahoana no mitohy ny fanaintainako ary tsy misy fanafany ny ratrako, mandà ny ho sitranina?

DH: "Mitohy ny fanaintainako ary ny ratrako dia tsy misy fanafany. Tsy mety sitrana aho."

Ho tahaka ny rano mamitaka amiko ve Ianao, rano izay ritra?

DH: "Ny fampanantenanao tamiko ve dia ho tahaka ny loharano izay andehanako mba hisotroina rano nefa efa ritra izany?