plt_tn/jer/15/17.md

12 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy nipetraka teo amin'ny faribolana
DH: "tsy nandany fotoana niaraka tamin'i"
# Nahoana no mitohy ny fanaintainako ary tsy misy fanafany ny ratrako, mandà ny ho sitranina?
DH: "Mitohy ny fanaintainako ary ny ratrako dia tsy misy fanafany. Tsy mety sitrana aho."
# Ho tahaka ny rano mamitaka amiko ve Ianao, rano izay ritra?
DH: "Ny fampanantenanao tamiko ve dia ho tahaka ny loharano izay andehanako mba hisotroina rano nefa efa ritra izany?