# Tsy nipetraka teo amin'ny faribolana DH: "tsy nandany fotoana niaraka tamin'i" # Nahoana no mitohy ny fanaintainako ary tsy misy fanafany ny ratrako, mandà ny ho sitranina? DH: "Mitohy ny fanaintainako ary ny ratrako dia tsy misy fanafany. Tsy mety sitrana aho." # Ho tahaka ny rano mamitaka amiko ve Ianao, rano izay ritra? DH: "Ny fampanantenanao tamiko ve dia ho tahaka ny loharano izay andehanako mba hisotroina rano nefa efa ritra izany?