plt_tn/jer/13/12.md

20 lines
556 B
Markdown

# fenoiko fahamamoana ny mponina rehetra an'ity tany ity
hahamamo ny olona rehetra ao amin'io tany io Aho"
# ireo mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
"ireo mpanjakan'ny firenena tao Joda"
# ho ampifamotehiko izy ireo, ireo ray sy ireo zanaka miaraka
DH: "hifamono ireo olona; na ny ray aman-dreny sy ny zanaka aza dia hifamono"
# Tsy hamindra fo
"tsy hitsetra Aho"
# tsy hanavotra azy ireo amin'ny fahapotehina
DH: "tsy hihazona ny fanasaziana" na "hamela azy ireo ho potehina" na "na hamela azy ireo hiatrika fandravana"