plt_tn/jer/13/12.md

556 B

fenoiko fahamamoana ny mponina rehetra an'ity tany ity

hahamamo ny olona rehetra ao amin'io tany io Aho"

ireo mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida

"ireo mpanjakan'ny firenena tao Joda"

ho ampifamotehiko izy ireo, ireo ray sy ireo zanaka miaraka

DH: "hifamono ireo olona; na ny ray aman-dreny sy ny zanaka aza dia hifamono"

Tsy hamindra fo

"tsy hitsetra Aho"

tsy hanavotra azy ireo amin'ny fahapotehina

DH: "tsy hihazona ny fanasaziana" na "hamela azy ireo ho potehina" na "na hamela azy ireo hiatrika fandravana"