# fenoiko fahamamoana ny mponina rehetra an'ity tany ity hahamamo ny olona rehetra ao amin'io tany io Aho" # ireo mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida "ireo mpanjakan'ny firenena tao Joda" # ho ampifamotehiko izy ireo, ireo ray sy ireo zanaka miaraka DH: "hifamono ireo olona; na ny ray aman-dreny sy ny zanaka aza dia hifamono" # Tsy hamindra fo "tsy hitsetra Aho" # tsy hanavotra azy ireo amin'ny fahapotehina DH: "tsy hihazona ny fanasaziana" na "hamela azy ireo ho potehina" na "na hamela azy ireo hiatrika fandravana"