plt_tn/jer/13/01.md

20 lines
392 B
Markdown

# rongony fotsy
karazana akanjo manify
# atin'akanjo
akanjo izay fanaovan'ny olona anatin'ny akanjon'izy ireo hafa
# andilana
fisasahan'ny vatana, eo anelanelan'ny valahaa sy ny tratra
# tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Yaveh,
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# haram-bato
malalaka eo amin'ireo vato na tresaka eo amin'ny vato, ampy hametrahana zavatra ao anatiny