plt_tn/jer/13/01.md

392 B

rongony fotsy

karazana akanjo manify

atin'akanjo

akanjo izay fanaovan'ny olona anatin'ny akanjon'izy ireo hafa

andilana

fisasahan'ny vatana, eo anelanelan'ny valahaa sy ny tratra

tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Yaveh,

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

haram-bato

malalaka eo amin'ireo vato na tresaka eo amin'ny vato, ampy hametrahana zavatra ao anatiny