# rongony fotsy karazana akanjo manify # atin'akanjo akanjo izay fanaovan'ny olona anatin'ny akanjon'izy ireo hafa # andilana fisasahan'ny vatana, eo anelanelan'ny valahaa sy ny tratra # tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Yaveh, Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # haram-bato malalaka eo amin'ireo vato na tresaka eo amin'ny vato, ampy hametrahana zavatra ao anatiny