plt_tn/jer/12/07.md

343 B

Efa nandao ny tranoko aho; efa nahafoy ny lovako. Nanome ireo vahoaka malalako teo an-tanan'ireo fahavalony Aho

Ireo fehezanteny telo ireo dia mitovy ny heviny. Ilay voalohany sy faharoa dia manamafy ilay fahatelo. DH: "namela ireo fahavalon'ny oloko hisambotra azy ireo Aho."

ireo vorona mpihaza

vorona izay mihaza sy minana ireo biby