# Efa nandao ny tranoko aho; efa nahafoy ny lovako. Nanome ireo vahoaka malalako teo an-tanan'ireo fahavalony Aho Ireo fehezanteny telo ireo dia mitovy ny heviny. Ilay voalohany sy faharoa dia manamafy ilay fahatelo. DH: "namela ireo fahavalon'ny oloko hisambotra azy ireo Aho." # ireo vorona mpihaza vorona izay mihaza sy minana ireo biby