plt_tn/jer/12/07.md

8 lines
343 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa nandao ny tranoko aho; efa nahafoy ny lovako. Nanome ireo vahoaka malalako teo an-tanan'ireo fahavalony Aho
Ireo fehezanteny telo ireo dia mitovy ny heviny. Ilay voalohany sy faharoa dia manamafy ilay fahatelo. DH: "namela ireo fahavalon'ny oloko hisambotra azy ireo Aho."
# ireo vorona mpihaza
vorona izay mihaza sy minana ireo biby