12 lines
386 B
Markdown
12 lines
386 B
Markdown
# Arotsaho eo amin'ireo firenena
|
|
|
|
DH: "Sazio mafy ny olon'ireo firenena"
|
|
|
|
# nandrapaka an'i Jakoba sy nitelina azy mba handrava azy tanteraka
|
|
|
|
Ny teny "nandrapaka" sy "nitelina" dia samy mitovy ny heviny hoe "namotika tanteraka." Namerina io intelo i Jeremia mba hanamafisana ilay famotehana tanteraka an'Israely.
|
|
|
|
# handrodana ny fonenany
|
|
|
|
"handrava ny tany izay nipetrahan'izy ireo"
|