# Arotsaho eo amin'ireo firenena DH: "Sazio mafy ny olon'ireo firenena" # nandrapaka an'i Jakoba sy nitelina azy mba handrava azy tanteraka Ny teny "nandrapaka" sy "nitelina" dia samy mitovy ny heviny hoe "namotika tanteraka." Namerina io intelo i Jeremia mba hanamafisana ilay famotehana tanteraka an'Israely. # handrodana ny fonenany "handrava ny tany izay nipetrahan'izy ireo"